tsy tsapanao sa efa fatarao fa mody idinao tsy fatatra (schaye one jah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
enao mba any fanatenako
nefa indrisy fa tsy tanteraka
enao niriko mba ho namako anilako
nefa tao lasa nofy tanteraka
za mintsy angamba no diso
tsy nilaza izany taminao ry piso
nefa ny fietsiko sy firesako ve de tsy tsapanao
oe ato anatiko ato de feno fitiavana anao
tao zava lasa mampahory
fa mandratra ny fo ka lasa manorisory
fa ny zavatra tena tsy napoizoko
ilay fitiavako anw tao lasa nitia antsokosoko
fa enw kay efa nitia olokafa
niezaka nandrava nefa ny fitiavako anao tsy mety vaofafa
de tapitra atreo zn ny nofinofiko
nef raha oe mbola rafilaha ray efiko
fa tena efa tsy azo anoarana intsony
ny ray sy roa tsy mijanona amizany ny fony
fa aleo alo azava tsara
aleo madio sy mangarahara
za nge ra mangataka anio tsy manao antery
gaga sy talanjona aho ankehitsiny
fa ilay fitiavako natokako anao irery
tao lasa nanjary nisitery
VELOMA ENAO FA TSY ANJARA NETSIKA
NIALA NY AFANANA FA TAO NANJAKA NY AN- TSIKA
--------
Rohy:
2948 1
Mpakafy: scayeonejah
Hevitra mandeha
scayeonejah ( 06/10/2016 15:50)
fa tivana tao mifono enatra ka rava tsy nahorina
scayeonejah ( 07/10/2016 06:35)
fa de aone laotra re zn
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : schaye one jah
Nampiditra : scayeonejah
Daty : 06/10/2016 15:33
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111