You are here: home > Vetso

GASY - Lova miar'shu

GASY
Gasy a! etsy anie ianao e,
tiako tena tiako ny fitafianao!
Gasy a!raha azonao atao
dia avereno indray ny fahamaotinanao.
                Gasy a! tsara anie ny anarana isaloranao e!
                nefa koloy ihany koa ny maha-izy anao.
                Gasy a! raha toa sitrakao,
               omeo hasina ny tanindrazanao.
LOVA MIARSHU

Hevitra mandeha

raims randriamalala (06/06/2019 16:13:35)

miarahaba an'i miar'shu, mahafinaritra fa fanitsina kely fotsiny, raha mety dia soloy hoe "ange" ny teny hoe "anie"

raims randriamalala (06/06/2019 16:13:38)

miarahaba an'i miar'shu, mahafinaritra fa fanitsina kely fotsiny, raha mety dia soloy hoe "ange" ny teny hoe "anie"

Hametraka hevitra

Midira aloha