You are here: home > Vetso

MBOLA TIA - Lova miar'shu

Azo vakiana?

Mbola tia angamba aho fa tsy mety mionona ny foko  rehefa mifanena aminao dia ilay teninao no tsaroako
Mbola tia angamba aho rehefa injay mahita anao dia toa manara maso tsotr’izao no mankafy ny bikanao
Mbola tia angamba aho ka te hihaona  foana aminao sady koa te hibitsika  hoe tiako tena tiako ianao
Mbola tia angamba aho fa ny saiko tsy mety tafandry te hiverina aminao ary koa sasa miandry

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Lova miar'shu


Nampiditra : miderasoa
Daty : 06/06/2019
Mpamangy : 396
Mankafy : 2

Tononkalo hafa

RY LAY NOTIAVIKO
GASY
SORATRO
NAMANA
TENINDRAZAKO
FANIRIAKO
NY MARINA
ADINOY IZY
NY TANIKO
FITIAVANA HAFAHAFA