You are here: home > Vetso

NY TANIKO - Lova miar'shu

Hafa ihany re ny taniko
mirava bolamena
ny hany mba mamiko
hampivoatra ireo harena.
         Hitady ka hamerina
         ny kolontsainanao fahiny
         fa tiako ho arenina
         f'efa simba ny vahiny.

Hametraka hevitra

Midira aloha