You are here: home > Vetso

Nyy fiainan'ny Malagasy - M.Iorenana

                                                               Ny  fiainana sy ramalagasy
Tena  mafy ny fiainana
Nefa iza no hitarainana

Jereo anie ny Malagasy
Tsy mitsahatra mifampigafy
Mifampisopatra tsy akijanona
Tsy hisy gasy VANONA

Izaho anefa manantena
Fa mbola handroso ity firenena
Raha isika rehetra no miara mirona
Ny fahantrana dia ho foana

Tsy hoe tsy tiako i GASIKARA
Izay tena meva sady tsara
Ka dia hataoko tsara karakara
Na izany aza tsy ho ratsy fiafara

Enga anie mba ho sabatra tokoa
Ilay MADAGASIKARA soa


ANDRIANELISOA M.Iorenana                                            10 Avril 2018

Mombamomba

Mpanoratra : M.Iorenana

Nampiditra : M.Iorenana
Daty : 14/04/2018
Mpamangy : 170
Mankafy : 1
Ankafizo

Hametraka hevitra

Midira aloha