You are here: home > Vetso

IZAY ANDRO IZAY - MADAÏES(danny)

Izay andro izay no andrasako sisa,
satria aho valaka ka tsy ahavita.
Izay andro izay no hiriko ho tonga,
satria ny lasa nataonao somonga.

Ka amin'izay andro izay,hitomany aho ry ...
ry ..ko.fahiny tsy satriko afindra
amin'izay andro izay no hitadiavanao ahy,
fa saingy ho trotraka ho very fanahy

ary amin'izay andro izay no hitodianao hiverina
hiantso ny fitiavako zay efa nielina
..............
misy tohiny.


fahatsiarovako ilay sakaiza tiako
nefa tsy tia ahy io no kalo nomeko azy farany .
Rin.a .a.isoa
tamatave 96
mankasitraka

Hevitra mandeha

vitsika (20/05/2006 14:10:02)

misaotra ny mpamaky

vitsika (20/05/2006 14:10:40)

misaotra ny mpamaky

Hametraka hevitra

Midira aloha