You are here: home > Vetso

Mamapasy - MAHEFA

Ny ora maromaro tsy eo anilanao
Fenoiko tonom-bavaka
dia efa ilazao Ilay Andriamanitra ao
hamoha ny habakabaka
tsy sanatria ny vava hoe
ny mivavaka no fialamboliko
misaotra anao aloha
misaotra anao indrindra nanala ny devoliko

Sokajy : fananarana, vazivazy

Mombamomba

Mpanoratra : MAHEFA

Nampiditra : nitiakorehetra
Daty : 06/10/2004
Mpamangy : 1352
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

Didy jadona
Fitsipika anatiny
Fitsipika anatiny

Hevitra mandeha

endrika01 (19/08/2009 09:19:31)

Iza no nanala lay devoly,lay olon-tinao ve sa ilay Andriamanitra ivavahana.

Mysento (25/08/2009 13:49:25)

endrika01 ,vakio tsara !

Hametraka hevitra

Midira aloha