You are here: home > Vetso

LAVI-TIANA - Manisarivo RAKOTOMANGA

           LAVI-TIANA
Ny maraina vao mifoha,dia marary ny an-doha.Mieritreritra anao tsy hita hatramin'ny izao. ka izany mantsy no nahatonga ahy,hamoron-kira ho anao ry tiana.
Aiza ianao ry tiana fa izaho mangina.Lasa revy aky fa malahelo an-dry. Raha mba teo mantsy ianao, namafa ny tomany ka fifaliana hatrany ity fiainako eto an-tany. Ankehitriny kosa, izaho irery sisa no mamisavisa,ireo lasan-tsika fa ianao dia tsy hita

Sokajy : embona

Mombamomba

Mpanoratra : Manisarivo RAKOTOMANGA

Nampiditra : rainjah
Daty : 18/10/2006
Mpamangy : 975
Mankafy : 3
Ankafizo Azo vakiana?

Tononkalo hafa

ATOLOTRO HO ANAO

Hevitra mandeha

babycool (09/11/2006 16:42:11)

zany an!!milay be fa tohizo. misaotra e!!!

fanaina (29/04/2007 10:41:46)

tahaka ny mampalahelo be ilay farany

ayle (29/10/2007 18:34:41)

lavy tiana koa ve?

Hametraka hevitra

Midira aloha