MILA NAMANA (MEVA)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mamanala ny andro
Ka mangatsiaka ianao
Dia efa fantatrao

Ato an'efitranoko ato
Misy donak'afo
Azo itaninana

Efa misy veromanitra
sy siramamy koa
Azonao sotroina

Misy horonan-tsihy
Antonon'olon-droa
sy lamba hisalorana

-Ato ange madio e!
-Ny foko velon-kira:

"Mikatom-potsiny io
fa tonga dia midira!!!"

MEVA
FARIBOLANA SANDRATRA
--------
Rohy:
1123 2
Hevitra mandeha
hasinina ( 10/09/2009 11:03)
tsara
Zoom140268 ( 21/02/2012 11:43)
Eny marina izany rahalahy!Hiditra eto koa izahay rehefa kelikely hanampy sy hanjaohay anareo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : MEVA
Nampiditra : Raletsy
Daty : 22/05/2007 14:24
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101