TE HO ANAO (Miarantsoa Anicet)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Te hiaraka aminao aho !
Hatory akakinao.
Tsy haninona tsy haninona an!
Ny tananao fihinina ,
Ny tratranao iankinana,
.Izay no mba fihinana.

Te hiakina aminao aho !
Tsy hilalao akory .
Hatory tena hatory.
Hanonofy fotsiny .
Ny fitia sy rotsirotsiny,
Anilanao ny hanta,
Tony koa ny ratra.

MIARANTSOA ANICET
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana - Fanantenana
1940 2
Mpakafy: Miarantsoa - tsaradia
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143