TIA ANAO SAHADY (Miarantsoa Anicet)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tia anao sahady
Ny foko vao mandady.
Vao mianatra mandeha e
ka te hirehareha....:
Hitantana sy hamihina .

Im-polo kely lavo
Manenjika ny tiako.
Mitraka aho,mbola ravo
hanohy izato diako .
Raha vizaka aho hitsahatra :
An-tratranao no hamahatra .
Anilanao vao miononana.
Akaikinao no honina .
MIARANTSOA ANICET
--------
Rohy:
Sokajy : Fanantenana
2025 1
Mpakafy: fiaritiana
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143