"NY FITSIKINAO" (Michel.d)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fitsikin'ny endrikao
Sy ny tara-diavolana
Dia mitovy tsotr'izao
Fa samy lavitry ny olana

Ny feonao miresaka
Toa tsy mba mankalao
Fa miritsoka malefaka
Ny fahatsoranao

Ny bikanao ity kanto sady soa
Ka manaitra izato fo,ny ato anatiko mihitsy

Fa laniko izay tazako
Ny momba anao rehetra
Na ny jery na ny toetra
K'aza tsiny raha hiantefa
Ny angolan'ny filazako
Fa ianao no fitiavako
--------
Rohy:
916 4
Hevitra mandeha
Daniel.R ( 18/02/2017 09:36)
tsara be fa tohizo e!
Michel.d ( 18/02/2017 10:00)
mr6 bcp anw eh!
Daniel.R ( 18/02/2017 10:05)
tsy misy fisaorana tompoko รด!
Michel.d ( 18/02/2017 14:20)
mafinaritra ry se a!
Daniel.R ( 18/02/2017 14:53)
mankasitraka eee!!!!!!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Michel.d
Nampiditra : Michel.d
Daty : 18/02/2017 08:29
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092