TRETRIKA (Mifaely R.)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sambatra ireo olona
Miandry isan'andro
Ny tara-masoandro
Ao anatin'ny tolona.

Sambatra ireo sahy
Milaza ny marina
Ka afa-manarina
Ireo mijaly sy voafahy.

Sambatra ireo antitra
Nahatohitra ny ady
Tamin'ny olana nianjady
Ka niadam-pinaritra.

Mifaely.
--------
Rohy:
Sokajy : Fiderana
592 1
Mpakafy: Mifaely
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Mifaely R.
Nampiditra : Mifaely
Daty : 22/03/2017 09:04
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147