You are here: home > Vetso

Bandy an! - Milofo fanantenana

Fa mbola mananatra ihany aho ry bandy an!
Tandremo ny tody fa tsy mba misangy.
Elah toa varina sy mbola miaina
Anatin'ny revy ka tena tsy hilaina

Mananatra foana aho fa tena tsy kivy.
Reo lalana hitako tena mangidy
Mangidy tsy zakan'ny vava-tsakonà
Miverena ry bandy!Tena mifona.

Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : Milofo fanantenana

Nampiditra : 2461
Daty : 29/03/2018
Mpamangy : 140
Mankafy : 1
Ankafizo

Hametraka hevitra

Midira aloha