You are here: home > Vetso

mandrakizay - MiséVonjy

haharitra mandrakizay
raha ilay fitavana iray
izay efa nokobonina tao am-po
dia ilay fitiavan-tsika roa

haharitra mandrakizay
satria enao tena tia ahy
zao koa tena tia anao
ka zao mariazy zao tsy kilalao

fa ho mandrakizay, vato fantsika iray
satria vita sonia teo imason'lay RAY
ireo mpisompatra mitady handrava ny anay
dia izahay hangina fa harovan'Ray

fa ho an'izay tantely sy vahona
manamafy anay roa hitambatra
ny fiainany anie tsy ho semban-drahona
ka hofaly sy ho sambatra

Mombamomba

Mpanoratra : MiséVonjy

Nampiditra : scour
Daty : 21/04/2018
Mpamangy : 207
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

raha sendra...
tsy sahy
TIA TOKOA
IANAO
Noro
RAKITRA
IZAHO ALOHA
TSY ILANA
NIFARANA
22 NOVAMBRA

Hametraka hevitra

Midira aloha