You are here: home > Vetso

Hafatra - Nali

Azo vakiana?

Etsy  kely hono:
Mba hindraminy hono ianao
Mba hilaza  izao sy izao

"Efa  maty hoe ny azy
ary koa  efa nariany
Fa anolon-kafa indray  ny voninkazo ampaniriany
Mionona fa tsy tsara ...ny amintsika
Dia tsy  tsara  raha hiorina aman-driaka"

Sokajy : Fisarahana

Hevitra mandeha

hasina1000 (01/02/2005 15:59:09)

Tsara fa tohizo izaho dia te hifandray aminao
Hasina

nali1000 (04/02/2005 17:31:01)

Tsara

vetsoko (05/02/2005 14:10:46)

marina izany ry se,anisan'ny zavatra sarotra mihintsy ny mampionon-tena

Hametraka hevitra

Midira aloha