Aiza? (Nalison Randrianaivo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aiza?

aiza re ianao ry tiako
mba hanala ny fahoriako
fa mangidy aok'izany
izany tsy eo anilanao izany

aiza re ianao ry tsy foiko
mba hanala ny tolokoko
fa malahelo mafy ianao
anie ity malalanao

aiza re ianao ry malala
ilay tiako tsy manan-tsahala
mba hanala ny fitaintainako
sy hampitsahatra ny fitarainako

aiza re ianao ry olona
mba hiarahako mitolona
amin'ity fiainana ity
sy mba ho tiaviko ho doria
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
616 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0154