You are here: home > Vetso

Hafatra - nalsonrazakariasa

Ho anireo mpitondra firenena
ny malagasy mba jereo fa mijaly mahonena

tsisy tsy mahalala raha ny fahantrana misy
ny vahiny indray izao no mibodo ity tanintsika

ka miangavy re raha mbola misy azo atao
mba hialao amin'izay ny fitiavan-tenanao

satria raha izao no mitohy asa izay hanjo
ny harenantsika rehetra ho tamingana ihany koa

Sokajy : Politika

Hametraka hevitra

Midira aloha