You are here: home > Vetso

Jamba - Nalison Randrianaivo

Toa jamba ny masoko
tsy nahita hafa intsony
toa tsy nahare ny sofiko
izay ambany sy ny ambony

fa ianao ihany angamba
no nahajamba
ity foko kely ity
izay naniry mafy an-dry

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha