You are here: home > Vetso

Rehefa maty - Nalison Randrianaivo

Rehefa maty

Ilay nofo faha izay
dia hody vovoka ho tany
niala teo ny fanahy
ho any an-danitra any

mipetraka ny anarana
eo amin'ny varavarana
ny fasana hilevenana
sy tany nototorana

hanirotra ihany aloha
f'izy mbola mando
ka ho lasa ambiroa
ilay tenany ka ho loha

Sokajy : Fahafatesana

Hametraka hevitra

Midira aloha