You are here: home > Vetso

Safidy,anjara,lahatra - nalsonrazakariasa

Safidy ary ve?
ny fanambadiana
Toa azo hisafidiana
izay ho vadiana
Anjara ary ve?
Rehefa any ka lehibe
izay olon-tiana farany
dia iny ve no anjarany?
Dia lahatra ary ve?
Izay ho vadin'ise
fa toa tsy nifidy
anjara sa safidy?
tsy ianao no mandahatra
fa izy no efa lahatra

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha