Tiako foana ianao (Nalison Randrianaivo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako foana ianao

na handrafy, hankalao
dia tiako foana ianao
na hamono, hampijaly
dia tiako foana ianao
indrindra nandratra ahy nankarary
dia tiako foana ianao

na handona, handratra ity fo
dia tiako foana ianao
indrindra nandao, namela irery tokoa
dia tiako foana ianao

na hankalaina, vonoina kendaina
dia tiako foana ianao
na maditra, be fikafika
dia tiako foana ianao

na inona na inona ataonao
dia tsarovy fa tiako foana ianao
na inona na inona afeninao
dia tsarovy fa tiako foana ianao
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1144 3
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0164