You are here: home > Vetso

Tiako ho tsapanao - Nalison Randrianaivo

Tiako ho tsapanao

Tiako ho tsapanao
Fa banga ny fiainako
Tsy hisy hitarainako
Raha toa ka tsy ianao

Ka ireo androm-pifaliako
Nanjary fahoriako
Raha toa ka tsy ianao

Na ireo androm-piravoana
No indro fa handona
Raha toa ka tsy ianao

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha