You are here: home > Vetso

Tsy hitia intsony - Nalsonrandrianaivo

Tsy hitia intsony

raha mbola fijaliana
na mbola fahoriana
no iainam-pitia
dia aleoko minia
tsy hitia intsony
tsy hahalala intsony
ny ho tia sy hanaja
tsy mitia no sahaza

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha