IO TOERANA IO (narasoa)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IO TOERANA IO

TAMIN 'IO TOERANA IO
NO NIAONATSIKA TAMIN 'IZANY
ALOKALOKA VOANIO
HAFALIANA SESILANY

TAMIN 'IO TOERANA IO
NO NAMBORAHAKO NY FITIAVAKO
KA TSAROAKO ETO ANIO
IREO DINAN -TSIKA RE RAHAVAKO

TAMIN 'IO TOERANA IO MANTSY NO NILAZANAO TAMIKO
FA "TIKO ISIKA HO IRAY VATSY "
ENY HOI AHO FA LANIKO ARY MAMIKO

DIA TAMIN 'IO TOERANA IO ISIKA
NO NIARA NIKORANA
NIARITRA NY IRIFIRIN 'NI ATSIKA
SY DANIKI NY HAFANANA

ANDRO TSARA TAMINI 'NI ZANY
NA HO AHI NA HO ANAO
SATRIA HAFALIANA SESILANY
IZAY NOKINASA SY NATAO

ANKEHITRINY ANEFA INDRISY
ALAHELO TSI HAY REFESINA
SATRIA LASA IANAO KA NIDIFY
HILANJA NY ZIOGAM -PAHAFATESANA
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - fiainana - Fitiavana
940 1
Mpakafy: narasoa
Hevitra mandeha
hery ( 19/04/2015 20:20)
Mba ataovy sora-madinika (minuscules) fa mankarary maso be.
Ohatry ny hoe mikiakiaka be nareo. :-)
fenohasimpitia ( 20/04/2015 03:53)
Tena marina mihints zany kôzin'i Hery zany a! tsara le iz fa mila atao miniscule!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : narasoa
Nampiditra : narasoa
Daty : 19/04/2015 12:01
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142