ry Neny (narovantsoa rak)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RY NENY Satriko ry Neny ho eo anilanao hatrany
Saingy ny eto an-tany toa voafetra ihany
Sambatra anie aho ry Neny e ! manana anao
Satria mbola zaza aho nosahiraninao

Sitrko ry Neny ny soa vitanao
Saotra sy dera no atolotro ho anao
Sahy miatrika ady ianao, tsy nitaraina
Soa ianao ry Neny fa be herin-tsaina

Sarotra ry Neny ny lalana nodiavinao
Satriko hihaino ireo anatranatrao
Safidy fa tsy antery ny nanananao ahy
Sarobidy ianao ry Neny ka tsy ho adinoiana mandrakizay
--------
Rohy:
1043 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : narovantsoa rak
Nampiditra : Narovantsoa rak
Daty : 07/08/2017 09:30
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144