LASA IZY.... (natiora narda)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lasa tanteraka ilay andro maraina
Tsy hita intsony ilay nantenaina
Navalon'ny andro sy taona nisesy
Ka lasa nandao tsy mba vetivety

Rahoviana anefa vao hiverina indray
Fa lasa tanteraka ilay nampiray;
Ilay andro mazava tandindon'ny taona
No indro nilefaka sady nisaona

Ilay malalako,ilay tiako tokoa
No zary vovoka tsy hita noanoz,
Fa lasa nanjary aloka foana
Izay sisa no hita nandritran'ny taona


natiora narda
--------
Rohy:
Sokajy : Fahafatesana
1036 1
Mpakafy: natioranarda
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : natiora narda
Nampiditra : natioranarda
Daty : 20/01/2019 05:49
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014