ANAO AHO (Nat'urel)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
A-.Malala oh!Ianao mo tia ahy?
B-.Eny aky a!Tena tiako ianao fa aza manay
Homeko anao mandrakizay
Homeko anao tsy misy fetra
Isika roa dia ho iray
Izay no tarigetra
Iray ny fandrinatsika
Ny sotro itambarana
Ny akanton ny endrikao amam-bika
Dia mitondra fahasambarana
Tsy ny vavako no miteny
Fa ny foko no manentana
Ka raha tsika hiaraka eny
Dia ho viminiko ny entana
A-.Dia ...!
B-.Dia aza miteny intsony
Fa aiko ny tianao ambara
Ny tsodranon ny ao ambony
Dia milamina ny tantara
Fa ny tiako ho lazaina
Rhefa mifoha ianany maraina
Dia miaraka mahandro
Eny fa na ny atoandro
Noho ny fitiavako anao dia ataoko izany sy izany
Ka raiso ny kifafa ndeha isika roa hamafa tokotany!!



Mikalo f'tia nat'urel
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
2120 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nat'urel
Nampiditra : Mikalofitia
Daty : 25/07/2015 06:24
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101