toky fitia (Nat'urel)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
-Malala oh!?Za resinao tanteraka
Eken ny sainao ve raha isika ifampiteraka
-Eny re e!Ekeko avokoa ny momba anao rehetra
Ka fitiavana mafana izay no tarigetra!
Fa ianao aloha sao mba mananiany?
-Tena tia re aho e,fitia lavitry ny tomany
Fa tsikitsiky lalandava
Ny ho soratako amin ny tava
-Dia matoky ary ity foko!
Fa ho lavitry ny toloko!
-Eny re ry tiako sady malala!
Matokia mandrakizay fa izaho tsy hiala
Ka ny teny ataoko sady lafatra no tsara
Dia ilay voaly fotsy ho eny amin alitara

Mikalo f'tia nat'urel
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
3380 1
Mpakafy: harisoa14
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nat'urel
Nampiditra : mikalofitia
Daty : 23/11/2015 04:41
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139