NY ANY AMBANIVOHITRA (NIAINA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny any ambanivohitra,sakaiza tsy mba foiko
Toera-mahafinaritra,hankamamin'ny foko
Ilay rivo-manitr'iny mitsoka toa malefaka
Ny feom-boronkely,mivazo tsy mba reraka
Ny korana takariva eo an-tokotaninay
Miara-manala azy dia mitsiky kely indray...
NIAINA
--------
Rohy:
Sokajy : Tontolo iainana
1146 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : NIAINA
Nampiditra : Avotra09
Daty : 22/11/2018 08:50
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014