You are here: home > Vetso

Tso drano - Nikalo Kanto

Sambara ianao ry vavy
izay no any teniko....
Tsy fiantsona tody fa izay  no ambetiteniko..

(.............)

fa sanatria ny handatsa ny amin'ny zavatra efa vita
Fa rano tsy azo raofina efa raraka ny antsika
Satria safidinao ny namarana tantara
ilay kinasa efa hatramin'ny ela
vao niandoha ny fiharahana

Fa ny antsika tsy anjara..
No natao an-doha nibahana
ka ny sisa dia tavela....

Ary..
Eny ,fa nolavinao ny DINA efa najaiko
Koa dia mirary soa
sy sambara eny an-tratran'iny olona hankalaiko...

Mombamomba

Mpanoratra : Nikalo Kanto

Nampiditra : kanto01
Daty : 26/06/2018
Mpamangy : 278
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

Embona
Fahatsiarovana
tsy hampaninon'azy

Hametraka hevitra

Midira aloha