You are here: home > Vetso

Miangoty - Nikopol

Sokajy : Aingam-panahy

Hevitra mandeha

Malalason (25/08/2006 14:45:33)

manja sady mahafinaritra...

NyKanto (26/08/2006 10:24:47)

Tovany feon-kira dia tena hahafinaritra ny fankalazana ny fitia!

Ny Kanto.

vetsoko (29/08/2006 15:41:40)

izay fitia lazainao izay
no tsy hitako aminy, indraindray
tsy tiako mantsy hisy jaly
na sanatria tsy hifamaly
lay fitiavanay roa
fa mba ho vokatry ny fo

pissoa (22/09/2006 20:39:16)

Waaaao, aoka fotsiny an! Tsara e!

Hametraka hevitra

Midira aloha