You are here: home > Vetso

Namanao - Nikopol


Sokajy : Fitiavana, Malalaka

Hevitra mandeha

pissoa (04/05/2006 15:45:30)

Tsara an!
:-*:-*

raozigasy (04/05/2006 21:47:33)

Mitovy fijery sy ainga isika ra-Niko indraindray !!! tsara ny kantonao

Tsy hitsikera
Na hidera
Izay zavatra tianao atao

Tsy handoka
N’hanafoka
Ireo faniriana anatinao

Fa tiako ny ho namanao
Na fotsiny hoe akaikinao

Fa tiako ny ho namanao
Na hita hoe anilanao

Izay fotsiny dia ampy ahy,
Na dia hoe namana tsinahy

Satria

Ny akaikinao no mamiko
Na dia hoe hindramiko

Ny akaikinao no iriko
Ka dia kafiriako

fiaritiana (05/05/2006 10:49:17)

tsara be ry niko a!zay indray enao vao hita an!tsara e!

chipie1 (06/05/2006 18:50:13)

i niko sy i raozy
de tena mahay mifampikozy
ndrindra mou refa dozy hihihi

pitoussy (19/05/2006 21:04:23)

hummmm !tsarabe ny tononkalo rehetra; hay ve ianao mpanakanto koa ; tohizo fa mahafinaritra

nikopol (25/05/2006 16:39:27)

misaotra daholo ry namana isany :)

Hametraka hevitra

Midira aloha