SAMBATRA (Nisi-fid)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny atao hoe Sambatra.
Tsy ireo manam-bola be mitambatra.
Fa izay miarina, ka manao ny marina...

Ho sambatra sy ho finaritra... Sy hiaina ela be maharitra...
Mandrakizay mandrakizay.... Ao an-tranon'ny Ray.

nisi-fid,26 mai 2016
--------
Rohy:
Sokajy : fanantenana
865 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nisi-fid
Nampiditra : nisi77
Daty : 28/06/2016 08:46
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149