Sao tara (Nofy2)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aborahy fa sao dia tara ny fitiavanao azy
Sao variana ny mijery sy mandinika ny ho avy
Aza andrasana ela loatra,be fikenona,fidona
Lazao mazava tsara aminy ary mahaiza mandodona

Tsory aminy ny ao am-po fa izy angamba tahaka izany
Sao efa nisy tonga aloha izay ianao vao manontany

Koa lazao fa sao dia tara
Tsory aminy lazao
Fa izy mety tsy mahalala
Sady efa tia anao

Nofy2 06 FĂ©vrier 2007
--------
Rohy:
Sokajy : fananarana - Fitiavana
1731 3
Mpakafy: leejordiernd - dano - Nofy2
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nofy2
Nampiditra : Nofy2
Daty : 16/09/2014 12:16
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145