You are here: home > Vetso

Rafahafatesana - Noëlson L. ANDRIANIAINA

Mila ho ankaleo
ny zava-miseho
tongavan'ny rafahafatesana
izay tsy azo leferina
.
maro ireo fahavalo
fa ity iray ity no ratsy
tsy sasatra ny mandalo
ndeha hamely fantsy
.
maka ankeriny ny olona
tsy mba misy fieràna
fa amin'ny fotoana tsy ampoizina
manampatra ny fahefana

Sokajy : Fahafatesana

Hametraka hevitra

Midira aloha