You are here: home > Vetso

FANTATRO - NY Andri-Fara

fantatro!

Na dia lasa aza ianao
Dia tsaroako fa...
Mbola tsy no tsarovanao ny anarako
Nahoana?
Angamba efa olon-kafa
No mibahana ao an-dohanao
Ka inona no tsiahiko,
Manoloana izany!
Fantatro, fa tsy ho ahy ianao
K'aza mieritreitra ahy intsony.

Hevitra mandeha

fiaritiana (05/02/2006 00:31:49)

zany ve? nefa zà nieritreritra foana!
tsara e! tohizo

fiaritiana (05/02/2006 00:33:19)

mba manorata amin ny mailko raha hanoratra an lé tononkalo ihany ianao e!fiaritiana@yahoo.fr
melsi

Rapha (14/03/2006 11:38:51)

tsra be ny tononkalonao fa tohizo, mahereza. hoy Felana

Rapha (14/03/2006 11:38:52)

tsara be ny tononkalonao fa tohizo, mahereza. hoy Felana

Rapha (01/11/2006 08:43:14)

tantely.
tsara fa tohizo dia mahereza e!

Rapha (01/08/2007 12:24:39)

misaotra amin'ny kantonao
antenaina

Rapha (28/10/2009 08:07:23)

TSARA HOY NY ZANAKAO MIANGONTY

Hametraka hevitra

Midira aloha