Niraraka ny felany, Niko - Ny Antara ANDRIANARISAINA
Niraraka ny felany,
Nikoro koa ny bikany,
valaka ny tenany
ka zary fahanginany
ny ako manodidina !
Akoako moana,
re manidintsindina
ao an'erin'ny mpisaona.
Mombamomba
Mpanoratra : Ny Antara ANDRIANARISAINA

Nampiditra : NyAntara
Daty : 03/07/2018
Mpamangy : 303
Mankafy : 1
Ankafizo
Tononkalo hafa
NoelyNY GASY
MBOLA
IZAHO SY IANAO
SAINGY IZAHO MANGINA
TSY REDIREDY