Tena tia (Ny Hasina Heritiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ambarako aminao anio,
Fa tena tia aho,
Asa ianao aloha na hino,
F'izaho tena babonao.

Tsy mety afaka an'tsaiko,
Ireny adintsika ireny,
Tena mankarary ny aiko,
Rehefa iny ianao ilay tsy miteny.

Moa ve mba fantatrao,
Fa ny foko tena tia,
Mitempo foana ho anao,
Maniry ho sambatra doria?

Toa tsy ho andriko ilay fotoana,
Hihaonako aminao ry tiako,
Hifamihinantsika foana,
Hummmmmmmmmmm.....
Ho tanteraka ve izany faniriako??
--------
Rohy:
4018 2
Hevitra mandeha
Malalason ( 16/07/2005 10:26)
Ambarako aminao
fa ekeko tsotr'izao
Ny fitarainanao

Ry havako hampakariko!

Malalason
zay za vĂ´ nahita ny sangan'asanao milay indrindra ny aingam-panahim-behivavy toa anareo izao Bizzzzzzz be da be
Bye Tina
yonikafopl ( 17/07/2005 00:08)
Malalason, merci annnn :-*
nyeja ( 19/07/2005 04:50)
tsara e mahereza akia ry tiana a
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097