You are here: home > Vetso

AINA - NYTSIKY

               AINA

iza ianao no hiandrandra fandresena
iza ianao no hiandrandra hasambarana
iza ianao no hiandrandra famonjena

ianao anie ka faniriako
ianao anie ka hitokiako
ianao anie ka fifaliako

ianao no fiainana
ianao no ankamamina
“anaovana ny ankizy”

ianao no fanomezana
ianao no fitiavana
tsy manam-paharoa


                NJIVA. A
         MAURITIUS - February 2001

Hametraka hevitra

Midira aloha