You are here: home > Vetso

NOFINOFY - NYTSIKY

NOFINOFY

nofy lalina
nofy hafahafa
nofy tonga nofy
fa nofisiko hatrany
inty endrikao lalaiko
mibahana ato an-tsaiko
miova ho olontiako
nofiny aho
izy koa nofiko
ho azy irery
anjary ts’isy olana
izy manontolo
mameno ny tontolo
am-pitiavana daholo
fa ny fony
sy anarany
ny afom-pitiavany
nofy tonga nofy



                NJIVA. A
            DAGO - April 2002





Hametraka hevitra

Midira aloha