TSIAHY ANAO (OLLIE)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Eto aho dia mitanisa
Ireo fotoana niarahantsika
Mahatsiaro lalandava
Hany ka maloka ny tava

Je t'aime hoy ianao
Ary fais-moi confiance
Je t'aime aussi hoy aho
Tsy nisaina zay hoe ton absence

je t'aime hoy ianao souvent
Zaho koa tia anao énormement
Je t'aime par sincèrité
Hoy ianao ary sahy ni-juré

Dia hoy ianao, je ne te quitterai plus
Izaho koa niteny fa tu es ma vie
Nilaza ianao,je t'admire de tout coeur
Nefa izao, j'ai perdu mon bonheur

Raha ny teninao no dinihina
Dia tsy tokony hisy fanahiana
Kanefa raha ny toetranao no jerena
Toa zava-poana zay nokendrena

Zao mantsy zavatra hafa no hita
Ilay teninao ireny toa foana,tsy tafita
Toy ny rediredy, fampanatenana poakaty
Ka hadino lay teny hoe mandra-maty

Ilay sangisanginao,sy ny fomba amam-panao
Dia sarotra hadinoina,satry ho tsaroana
Ilay teny maminao,ny horokoroka fanao
Ny hirahira fiventsoana,tsy miala an-tsaina foana

Aiza ary ilay tena verité
Satria ianao tsy hita,lasa nandeha
Tsy fantatra hoe ou tu es?
Zany ve ny sincère e!
--------
Rohy:
Sokajy : tantara - Fitiavana
3411 0
Hevitra mandeha
vetsoko ( 11/10/2006 13:49)
IZAO ATAO
Aza adinonao fa...
izy koa anie mba miheritreritra
sy maka sary an-tasina
irony zava-bita rehetra.
Saingy,
izy tsy afaka
hatramin'izay nahatapaka
ny fifandraisana izay nisy;
efa lasa ireny,indrisy !

Adinoy...
raha azo atao aza!
Soloy!
Dia ampirimo aleveno any @ lalina;
aza tsarovana akory
na dia zava-marina.
Ny ho avy jerena,olon-kafa indray fantarina;
iny efa tapitra,
f'ianao tsy maintsy miarina.
...Tsoa
29-01-03
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : OLLIE
Nampiditra : ollie
Daty : 10/10/2006 20:31
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014