You are here: home > Vetso

Andriamanitra ô ! - ONITRA

Andriamanitra ô!
ny vavaka asandratro ho renesinao androany
mba tahio ilay raiko any am-pasana any
mba tahio ihany na dia efa vovoka aza
amy fitahiana mendrika azy sy sahaza
mino aho Andriamanitra fa Ianao dia tsy marenina
ka mandre sy hamaly izany, misaotra Ray, amen.

           ONITRA (26/02/98)

Sokajy : embona, Vavaka

Hevitra mandeha

fahamarinana (05/06/2009 09:13:07)

Tsy marenina izy kah ! Mandre foana izay vavaka atao ! Nefa kosa efa re-tsika ve izay nambarany antsika ? Mahereza hatrany .
Faha

Hametraka hevitra

Midira aloha