You are here: home > Vetso

Eny - Oully

             Ho setrin'ireo tononkalon'i NyKanto, Bichette, Raozy, Arcane ...


Satriko hampangina
Hanao fanahy iniana
Fa ny foko zary fay
No tsy mbola mahay

Sendra "Tsy fioty manta" ve?
Sa rariny ny "Tsy hoe ..."
Sadaikatra amin'ny "Kilalaon-teny"
Setrin'ireo hafatra, ny "Eny"

Manaiky aho.

01/07/2004

Mombamomba

Mpanoratra : Oully

Nampiditra : Oully
Daty : 01/07/2004
Mpamangy : 1582
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

Sanatriaviko
NY ADIN'NY RENY
MENDRIKA
Loko niofo
Anareo roa
Tsia
Saro-baliana
Ilay
SERASERA
Fanontaniana

Hevitra mandeha

Malalason (06/07/2004 14:51:22)

ntsôô mampalahelokely ise snif
mianara tsara aloha e

Hametraka hevitra

Midira aloha