You are here: home > Vetso

efao ny adidy Rahoviana - Paingotra

efao ny adidy

Rahoviana vao hiova
Ilay maditra iny
Moa ve manantena lova
Ka tsy misy rarahiany…

Ny rehetra momba ny ho aviny
Ka ireo izay mba nanoro
Miana-kendry hono e, ka nolaviny

Nanohy ny revy,ditra,loka
Kinanjo io fa nahabevohoka
Nanenina fa tara e
Ka izay vao tonga saina tsara

…..Handinika….

Hitsoaka sa hitaiza ?
Hitsoaka nefa ho aiza ?
Tsy anjara io fa safidy
Ka ndeha efao ny adidy

#Paingotra

Hametraka hevitra

Midira aloha