You are here: home > Vetso

NOFY - R.DIVA

Tia ahy izy kanefa za tsy tia azy akory.
Babo tamiko izy,izaho anefa tsy niraika taminy mihitsy.
Tsapako hoe nisy alahelo tao anatiny,tsy norarahiko izany e!
Efa olon-kafa no tiako,
Indrisy anefa fa tsy tia ahy koa ilay olona mba tiako,
Ilay mba niriako tsy naniry ahy , dia izany marina ve ilay atao hoe todi-pitia?

Mombamomba

Mpanoratra : R.DIVA


Nampiditra : r.diva
Daty : 23/12/2018
Mpamangy : 456
Mankafy : 2
Ankafizo Azo vakiana?

Tononkalo hafa

ho entiko ianao itety ny
VOLANA

Hevitra mandeha

Mpiventso (23/12/2018 07:43:29)

Mety hoe izay angamba...?

Hametraka hevitra

Midira aloha