You are here: home > Vetso

VOLANA - R.DIVA

Iangaviako ianao ry volana.
Iangaviako ianao mba hitondra izato hafatra.
Manina azy aho mantsy ka malain-komana,
Malahelo ka te hahita azy fatratra.

Lavitra loatra izato elanelan-tany.
Izy any fa izaho aty lavitra aty.
Lazao azy hoe mangatsiaka hono ilay akany,
Kanefa omeo toky izy fa mbola ao hoe ilay fitia.
Ry volana รด ,ho ento re ny hafatro,
ka aza misy adino

Sokajy : Alahelo, Fisarahana

Mombamomba

Mpanoratra : R.DIVA


Nampiditra : r.diva
Daty : 22/12/2018
Mpamangy : 330
Mankafy : 2
Ankafizo Azo vakiana?

Tononkalo hafa

NOFY
ho entiko ianao itety ny

Hametraka hevitra

Midira aloha