You are here: home > Vetso

(...) Ny fahalemen'ny fo - R.V.K

(...)

Ny fahalemen'ny foko mazàna
Mitia tsy mba misy fisalasalàna
Ka saro-tsaboina rehefa maratra
Tsy mety mahay manadino ny lasa

R.v.k

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha