Endrey ny voninkazo (R.V.K)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Endrey ny voninkazo

Maneho ny hatsaràny ao anaty haizim-bolana
Mahay mandresy ny olana
Amin'ny amin'ny sarotra sedrainy
Manolotra ny ainy

Mitondra hery hatrany
Mihezaka hampitraka ny ory sy tomany
Fa,...misy ilay Nahary
Nandrafitra ny felany ho tonga lavorary

Mahay mampisinda ny ratran'ny omaly
Mahay manasitrana ny aretin'ny marary
Mahay manome,ny hery ho an'ny osa
Mahay mamaha ny olan'ny ireo vesaran-trosa

R.v.k
--------
Rohy:
Sokajy : Fampaherezana
738 1
Mpakafy: Ravakiniaina.
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0159