TSIARO ANAO (Rabefitiavana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Any ianw zay any.
Ts tazak noho n elanelan-tany.
ts aik na msaintsa2in n faavoazako
Fa mis ranmaso mtad ijoy @tavak.

Satri manir n mb oeo anilanw ny fuk.
Zay sasatr n mtolok.
No sd tokan mangaiay n sina.
Noho n alaviranw ah r tina.

Volana n atwk tsar jer.
Ra iny aho sedr manrer,
Satri lavtr lay sakaiz tena tik
Zay ts mb sloik na oariko.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1068 0
Hevitra mandeha
hery ( 10/10/2014 04:44)
Mba ahitsio dia ataovy manaraka tsipelina fa hafahafa be ny mamaky azy
Ianao no fanoratra fa tsy ianw
Satria fa tsy satri
tsy misy n mandeha irery izany ny teny gasy :-)
hery ( 10/10/2014 04:52)
Any iano izay any
Tsy tazako noho ny elanelan-tany
Tsy haiko na misaintsaina ny fahavoazako
Fa misy ranomasy mitady hijohy amin'ny tavako

Tahaka an'io ny andininy voalohany :-)
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rabefitiavana
Nampiditra : lalainarakotonandrasana00
Daty : 10/10/2014 04:33
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118